Hevitra momba an'i LOIC

Hiverina amin'ny LOIC Hampiditra hevitra
MyYan16 ( 30/01/2013 04:37)
Vao tafahaona t@ Loic aho teny talatamaty dia nanontany azy ny programany, izao no navaliny hoe: mbola tsy misy pro aloha zao dieny zao fa mandeha moramora ny mozika . Misy zavatra efa nomaniko ho an'ny Malagasy rehetra ato ho ato , ary dia ahazo ny anjarany avokoa ny sarangan'olona rehetra . Merci hoy izy sady lasa izy nandeha tamin'ilay moto mena kely iny. Fiafy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2789