Jon Mos

Nampiditra hery
30/05/2020 23:40
Hiran'i Jon Mos 15 Jereo eto
Vangy : 1421
Mpankafy : 3 Ankafizo
Am-pitiavana no hiarahabako anao izay manaraka ity takelaka ity. 2015 no niforona ny tarika.

Mpikambana:
John : lead vocal, acoustique guitare
Kevin : acoustique guitare, soliste, background vocal
Haja : batteur, background vocal
Maminirina : guitare bass, background vocal
Tanjona : pianiste, background vocal

Ny tarika Jon Mos moa dia miangaly ny gadona "Rock" mazava ho azy ary ny sokajy heavy metal, rock alternatif, grunge no tena hiangaliany.
Samy manao ny fanazaran-tenany any an-tranony avy ny tsirairay ary in-droa isan-kerinandro farafahakeliny no manao famerenana hitambarana.
Raha misy hevitra na vetsovetso-po tianao ho lazaina dia afaka mandefa hafatra amin'ny raozympitia@gmail.com na ihany koa miantso ny laharana: 033 92 099 81
Misaotra anao nitsidika ary misaotra ny mpampiantrano ihany koa.

Am-pitiavana be

Antsa

Hevitra momba an'i Jon Mos

john7.mos (24/09/2020 08:19)
Jon Mos En retour

Hiran'i Jon Mos (15)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0946