Aza Adino (Jon Mos)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gina tsy nahateny aho
Tomany fa nilaozanao
Lasa ianao nandao ka maizina avokoa
Izay jeren'ny masoko
Mitamberina ato an-tsaina
Ireo soa rehetra vitanao
Nataonao tamin'ny fo
Noraisiko avokoa
Ka zary sikotra ato am-po

Ka aoka tsy ho adinoinao
Ireo izay nolazaiko
Ireo teny soa sy ireo anatro nambarako anao
Fa ho avy ny andro iray
Handaozako anao
Dia amin'izay fotoana izay dia tsarovy fa tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jon Mos
Vangy : 1009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raozim-pitia
Daty : 18/12/2023 04:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736