Ampidiro aloha ny tenimiafina
Antoko Mpihira MORIA
All photos...
Submitted by ainaericrajoelison 28/08/2014 12:49
Antoko Mpihira MORIA's song 150 Click here
Hits : 4181
Likes : 1 Like
More info
Ny antoko mpihira dia fikambanana mpihira ao amin'ny STK (Sampana Tanora Kristianina) ao amin'ny FJKM Ambohibao Antehiroka ! Mivohy n gadon-kira maro ihany raha ny MORIA no resahina. Anisan'izany ny classique , ny gospel, ny reggae ary misy aza ny rap ary ny maro hafa ihany koa! Niforona tamin'ny taona 1967 izy ary nanakalaza ny faha-45 taonany izy io tamin'ny taona 2012Comments about Antoko Mpihira MORIA
No comment found
