Paradisako (Wada & Yoongs)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nateraka ho mpanota izaho mamako o!Fa paradisa ho anao no nandoto ny tanako o!
Fa fahendrena hatramin'izao tsy mety fantatra o!
Fa vola, revy, tsotra izao no mba filamatro o!
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Manodidina ahy ratsy tarehy raha vao mahitan'ahy
Be ny maniry te hisotanan'ahy mihidina a
Fahatsapako ohatrany hoe mandrora
Mandeha mafy aho dia be ny voadona
Raha lasa alohanao aho mama mifona
Tompo o aza avela ho faty tanora
Be mokondoha, tsy ho resin'ny fiainana fa izaho mbola taitaitra
Raha nakany niteraka tsika efa nanan-janaka koatra
Ilay lazainareo hoe ny sipako tsy latsaky ny anakiroa
Be ny mitifotra ahy fa hatreto tsy mbola misy mety mahavoa
Be loatra ilay tiko atao ka lasa tsy omby ahy ilay madagasikara
Aleo izaho hanao sorina fa ny taranako tsy ho ratsy fiafara
Mandratra sofina fa tsy rarahako marina loatra hoa ny rap-nay
Vola, revy, tsotra, fiadanana rima mamy no paradisanay
Tsy nateraka ho mpanota izaho mamako o!
Fa paradisa ho anao no nandoto ny tanako o!
Fa fahendrena hatramin'izao tsy mety fantatra o!
Fa vola, revy, tsotra izao no mba filamatro o!
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Rehefa mitady vola ianao hoa dia mahita an
rehefa vita ny ditranao dia mba mibebaha
Rehefa vita ny kandra akia dia mba misasaha
Na maloto ny vola, matsiro foana rehefa avadika pizza
Matoa matoa manofy izay tsy ampy izay
Rehefa antitra tsy te hanao ny tahak'izay
Mila mangalatra kely izay vao tratra izay
Izay paradisa kely nirina hatrizay
Mila hatsaraiko andro ny ampitsoko e
Mila mandroso hatrany fa tsy mihitsoka e
Mila mijery tsara mba tsy haditsoka e
Zanaky dada sy mama mila afitsoka
Ekeo fa ianao ihany
Ny hatsapaka hananako, sy zanako o, ary koa hiadanako o
Na maloto ny tanako, paradiso higalambon'ny taranako tadiaviko o
Tsotra ihany ny tonombavako raiko o!
Ny fiainako aza avelanao ho fako foana
Hasiako daholo izay mibanaka o
Fafako amin'ny vola ny fahorianao zanako o fa aza manahy ianao
Tsy nateraka ho mpanota izaho mamako o!
Fa paradisa ho anao no nandoto ny tanako o!
Fa fahendrena hatramin'izao tsy mety fantatra o!
Fa vola, revy, tsotra izao no mba filamatro o!
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Izay ny vitanao, aza miezaha intsony zakaiko ny zioga an
Vola foana no tsy ampy taloha, isan'andro aho hitondra a
Vavaho aho fa tongotr'ila efa tazomina hilatsaka any
izaho androany manota, migoka, misotro manapatra ny adalana
hatreto aloha tsy mbola misy fahasambarana mahatonga anay mitady
Hatreto aloha tsy mbola misy filaminana mahatonga ahy miady
Tazomy Ho anao ilay faliminana mamako, tazomy anareo mivady
Ankehitriny ilay zaza notrotronao, nampinononanao , mibaby
Ny alahelo sy ny adidy
na ny mamy na mangidy Hoayy
Mpanota be fitiavana anao izaho
Manota ho fa tsy safidy
Ilay tinao izao te hividy an!
Hanolo ny enta tontanao izao
Tsy nateraka ho mpanota izao mamako o!
Fa paradisa ho anao no nandoto ny tanako o!
Fa fahendrena hatramin'izao tsy mety fantatra o!
Fa vola, revy, tsotra izao no mba filamatro o!
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Hoeaaaa!! Vidinay eto an-tany ny paradisanay
Asako ny ataoko f'ianao aza manahy
Mampiasa fimailo aho tsy voan'ny sida
Tsy izaho no diso fa ny fakam-panahy
Aza anontaniana aho hoe firy ny ankiziko
Fa quand on aime on ne compte pas
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Wada & YoongsHits : 17
Likes : 0 Like
Created by : amsayan
Date : 31/03/2026 13:01
