Mande par etape (Wada & Yoongs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zany aloha ny tantely e (Raisina anh)
Samia mandray dia samia mahazo oh
Ela ela tsy hita fa mbola variana miady eh (Kozy a)
Eny oa ! Efa ty ny anjaranareo oh (Mankasitraka e)

Ref( ×3 )
Mandeha par etape (×2)
Mandeh par etape rah jiaby
Nefa zay ,
zay kosa aloha maimaika a (×2)

Y : Makafokafoka maraina ,
malaina ny andeh hikarama
Lany toaka ny avance sady
mbola valabalakin'ny fahotana
Lehilahy noana an-tany lavitra
mapiasa kapoty tsy mampirafy eh
Tsapatsao ny posy fa sao be voandatsaka o
Cherie faut pas m'appeller !
je suis au travail e ! Tous les jours de l'année
Mitady ny tsara hiadanan'ny zaza
Soloina ny mamany raha manaliaka e
Laingako zany fa tiako foana iny e
Miafy kely a fa tsy mandrakizay
Rehefa mipoka ny bizina
rehefa mipoaka milay be bizina
miavona ohatran'ilay patron
Sao de hoe , sao de hoe membres ??
Zay miharitra ihany no "je connais"

Ref : [...]

W : Le moto le moto avaditsika daba
anangana lapa izay tsika vao iapa
Anamasaka foana izay ketrika manta
ny hitantana amizay fa leo ny atao tata
Malala kosa aza mbola mioalaoala
Ratsy ny anio fa mbola tsara non'ny omaly e
Tadiavo ny vola enjeo raha mitsoka,
popipopio aiza eo ny tsy hipoaka
tantely be hoan'izay mataty soka
M'combre tsara dia miara migoka
rehefa mipoka mandeha colbert
misotro labiera avec frères
mifandom-bera ny samy jokera
Tsiki-vendrana be daholo ny fahavalo oooh

Ref : [...]

Y : Mba fetsifetsy fa mitsatsaka ny olona
Trongisina fotsiny ny sasany miandry régime
Mahatsiaro votsindrona daholo ry nandra
Tsy hoe mahay be fa nandra taloha e
Manindrotsindrona be ny fivoarana mialatsiny,
tsy zarazaraiko ny mofo
satria tsy nierahatsika nandeh nitady io
Sera maloto no ataonay isanandro
itadiavana fiainana madio hein
Rovidrovitra destroy, mivadika lobaka lembany be

Be piomehy oa ny ezaka vita
fa rapitso ndray io zao iomezako be

Hazakazaka mitoto mafy be
Tsy maintsy tafita ny boto e
Mailomailo mailomailo mandeha ny massage'na polisy

W : Mifoha bonera mitady bonheur
fa la main nay koa mendrika volamena
Mivavaka @ ilay Ray tsitoha hoe
ny ezaka vita mba tsy hisy iala maina

Y : Ny ho avin'ty aloha dinihana tsara
varina manao tsaky fiainan'ny olona
Maimbo ny vavan'ny fiaraha-monina
tsy hasakana anah ho sambatra be
Tsisy volera eo a, fa feno folera eo a
Folera tsy mandoha raha mandihy
Rehefa mamomamo reo vao tena manja

W : Dia zao mikoty aloha vao mazaka !
Mazaka zay vao bisou ! Bisou zay vo hein hein
Par etape rah jiaby
Fa le zaza ve aloha anah? Fa angah nalefa tany?

Y : Mitonia aloha e
Atrehana @ tsiky foana ny olana hein
dia mivanitika be ampy tsara,fahaiza-maiana izany zanjnay e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wada & Yoongs
Vangy : 602
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fango12
Daty : 17/09/2023 14:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4195