Garçons gourmand (Wada & Yoongs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isakiny miadiady,zah fôna ve no anambitamby
Ka aleho ho eo e!!
Aleho ho eo ee !Aleho ho eo e !Aleho ho eo !Aleho ho eo e !Aleho ho eo e !Aleho ho eo ee!
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo ôôô!
Tsy maintsy m'zamour
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo eee!
Tsy maintsy m'zamour ty,évidemment
Tsy maintsy m'zamour nge!,(Garçon gourmand)
Tsy maintsy m'zamour ty,Foricina be
Tsy maintsy m'mourouzaaa!!!

Bb tu veux marier
L'argent,ce n'est pas de l'eau
Boda ny lohako chéri an an an!
Tu attends un pain c'est tout
Ça va pas te tuer non
Eh!tais-toi de soi belle
Tsara ny mikoty raha mazaka,tsara ny mihira ra malaza
Inspecteur mon amour aa !
Tsy hividianako 'tsony ty (x2)
Raha mbola misy volombolony
Volombolon'alahelo ôôô !!!

Isakiny miadiady,zah fôna ve no anambitamby
Ka aleho ho eo e!!
Aleho ho eo ee !Aleho ho eo e !Aleho ho eo !Aleho ho eo e !Aleho ho eo e !Aleho ho eo ee!
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo ôôô!
Tsy maintsy m'zamour
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo eee!
Tsy maintsy m'zamour ty,évidemment
Tsy maintsy m'zamour nge!,(Garçon gourmand)
Tsy maintsy m'zamour ty,Foricina be
Tsy maintsy m'mourouzaaa!!!

Wayyy !!Kiala peta mitapitapy,rehefa itsoahana mitebiteby,fa mba mody be saina mitabataba
Zaaaahhh kosa aloha mba hi-tôkatôka
Tohizo rery ny mitôkitôky am-body tiktok
Fa zah tsy azo kitaikitain'ty
Eo imason'ny akamanao nao mizesta f'enao ny sefodeba aa!
Tsy quoi fa ny commando mijalijaly kely vô rôle ee !
Enao ve no diso de zah ny hifona ra tsy zah ny zero
Mody lamosina ny atolotrao ahy,nefa dongona no hitako cadeau
Henoko fona ndry na de malahelo ôôô,na de totofana parfum fona eee !
Kizi kizi kizi kiziiiiii !!!Kizintin-dava hôtrany alika be parasy indray de anao fika-na pôlisy nôna eee !
Va va va va vaaa !!Vavahady be ratsy karetsakan'ny vavany sarotra akatona ooo !
Eh eh eh !!!Zah no ambony rariva,zah rery,ce soir je haut,ze diso ny ambany e !Descent
Défaut en bas bah bah bammm !!Dance karitaka ratataaa !!!

Isakiny miadiady,zah fôna ve no anambitamby
Ka aleho ho eo e!!
Aleho ho eo ee !Aleho ho eo e !Aleho ho eo !Aleho ho eo e !Aleho ho eo e !Aleho ho eo ee!
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo ôôô!
Tsy maintsy m'zamour
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo eee!
Tsy maintsy m'zamour ty,évidemment
Tsy maintsy m'zamour nge!,Garçon gourmand
Tsy maintsy m'zamour ty,Foricina be
Tsy maintsy m'mourouzaaa!!!

Laisse-moi,laisse moi,laisse moi lamasse-toi où je veux
Tomanizako mintsy
Laisse-moi,laisse moi,je vais jamais laisse-toi tranquille ô !
Mody folaka fotsn lou zah (x2)
Zah tsy niova fa netinety fotsiny ôôô !
Mody tsy tia anah,vady mihanta de masitsika fa tompon-tanàna e !Tsy akory ny fiche de paix nefa mahafantapantatra fofon-karàma
Refa artiste ve ry malala de sipako daholo 'zay manao coucou
Tsazoko mitsy le fanambadiana fa sady mahasoa ny mahasoso-po..
Ravô milamina eo eee !Ravô milamina eo ooh,orokoroako avy any ambany k'atrany amin'ny tampony de miverina

Isakiny miadiady,zah fôna ve no8 anambitamby
Ka aleho ho eo e!!
Aleho ho eo ee !Aleho ho eo e !Aleho ho eo !Aleho ho eo e !Aleho ho eo e !Aleho ho eo ee!
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo ôôô!
Tsy maintsy m'zamour
Kôkôtiko enao ra mandà safosafo eee!
Efa hoe tsy maintsy m'zamour ty
Efa hoe tsy maintsy m'zamour ôôô !Forisinina be
Tsy maintsy m'zamour hoah !!!
Indémodable Wada Yoongs oh !
Mamim-bahoaka na masirasira
Éducation coeurtuelle
Amourdement(amour demond).
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wada & Yoongs
Vangy : 2522
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : rktszt
Daty : 10/07/2022 23:23
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111