Miaramila (feat MALM) (Wada & Yoongs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo dia, eo de misekoseko ô...
Eo de, variana miwerawera aaaa...

Et c'est bon, c'est bien
MLM D M MUSIC,,, nage est tsifou
Yes nous sommes, mais oui ils sont jalouuuuuxxx

Eo de, eo de misekoseko ooo
Eo de variana miweraweraaaa x2

Kazin zoky @paquet, mampangididy ny tsoutsouuu
Tsin anlah tsoutsounay, ny sofinlah alou tsetsemo,
Ça va tsara sa ve, fetsy ratsy ny coco be
2x5 kou efa 20 fa ny lohako fotsiny no mseparé

Rozy e, raozy nomeko anao ó
Rozy e, arahina raoka alika x2

Alle2 alevina atsy ho atsy, alevina atsy oatsy ny mpanatsatso sy ny mpanaratsy

Alentika tsisy fantsy fa manahirana @fiarahamono o
Eh zafady e, amorio fokonolo o

Tsy mora zay rty a2
Fiainana atokako.anao t@iny, amourr ty rty a
Mahakobo volana alohan'ny biby ny sasany de miteny oe tafitoina,
Mpankahala @maha mpankahala anazy dia maniry anlah mba ho tafitohina,,,
Endrey samy manana fa ny anay tsitsina ny rora anisana vola
Hamenoana gony, ananganako..mampivonto ny oronay eee

Ranga sofina zahay raha vao resa-bola, atsoina cherie fa tsy maintsy hoavy
N'iza2 anakiana tsy asina sira, tohizo ny fiainana fa tsy anazy
Ka maninona mo izy raha mba tezitra, zoany zany fa itsikio
Akokotrany mikasitanana, mikasikavana de je m'en fou reee a.

Ref:...

Ianao lavonay matoa nao manaramaso ô, sekoseko, seko zany
Hazakazaka tsy mankaiza e, rodorodo tsy hanao ninoninona annn
Vavanle tsy voatolotolotra

Aleo hanala ny ditrany, mbola hijinja ny vokany eo
Fa ipalpitaka ambony ambany izy tsy afaka ambany zay be vinany
Mandady ny trambo tonga any fôna io raha tsy tana tsy mihoatra ny kibon'ny toi
Meti2 ny fiainanay de mangidy nenao fa nahoana kay warray

Ze kivy2 e...eee...mandosira
Ny fahasoavana ô...oooo... Mandrosoa

Eeee....oooo...eo de misekosekoooo...

Ref:
Enao lavonay matoanao manaramaso sekoseko, seko zany...
Hazakazaka tsy mankaiza eee rodorodo tsy anao ninina aaaa
Vavanle tsy voatolotolotra

Sedy e, sedy Rapanarivo ô
Sedy e,, nilaozan'ny raha tiany eee
Sedy e, sedy rapanarivo ô
Sedy e, nilaozany nianahana..

Arovy2, arovy ny Sakanao, arovy ny Sakanao sao voasakasakan'ny Sakanay
Fa inona2, fa inona no tsy mananona?
Raha misy ny tsy aritrao dia manantona miara mila aaaaa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wada & Yoongs
Vangy : 934
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoharifetrahaja
Daty : 21/01/2023 06:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0756