Aôôôna (Wada & Yoongs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao hanan-karena ô
Andao hanan-karena ô!
Efa nomeko ny mbay mbay ô,
Fa mbola misy ny kakay a.
Aza ohatran'ny alika nareo
Fa manamaimbomaimbo ny tanàna.
Manja le chérie, fa kay makôssa
Sa mipoitra amin'ny FB ny entana izay vao vonjeo ô.
Ampiesompesonin'ny dadan'dry hoa ny maman'sé.
Ramose manao tournée, madama an-tanàna môla be.
Iry tsy nandalo cahier fa tafa bé!
Aiza koa!!!!
Zesta be pataloha tergal,
Vorontsiloza ny ro matsatsooo!

Maman'iza?
Maman'iza?
Maman'iza iny lasa any iny?
Tehaka be tsisy tanana izany,
Hazakazaka be tsisy tongotra mihitsy e!

Matavy vintana be tsy mitsitsy ny voay.
Sipa vaventy mipasaka be sôsisôsy.
Daddy mbola mikandra ho'a
Daddy mbola misera
Fa aoka aloha.
Daddy mbola mitady
Aoka aloha lé allô!

Mon ami ah ô!!
Ty ô
Ny any ambony no hamaly ahy.
(Ny ambony no hamaly ahy)
Aza valiana fa 'zaho koa tsy hitaky
Ny any ambony no hamaly ahy.
(Ny ambony no hamaly ôoo)
Tyyyy ô
Ny any ambony no hamaly ahy.
(Ny ambony no hamaly ahy)
Aza valiana fa 'zaho koa tsy hitaky
Ny any ambony no hamaly ahy.

Mirary vola sy fahasalamana ô!
Ny ambiny vidiana
Lany vola sy fahasalamana ho anao ô!
Ny ambiny vidiana

Alaivo tsirony tsara fa demain tu sais pas!
Eh eh, les cheries!
Eh eh, manambaka lehilahy!
Cherchez-vous de l'argent
Raha mba te ho vanona letsy ry zandry
Manaova ny tsara.
Dia mba mizarà ôô
Dia mba mizara!
TSy voatery be de be fa mba mizara!

Valim-pangirifiriana fiadanana be! Eee!
Tsy efa mba leo ny tsy manana ve? Eee!

Nolazainy fa tarehim-bola
Dia mahafatifaty hono aho.
Natsiro kokoa nefa 'ty
Raha mbô natavitavy.

Matinkambo dia mody mizara,
Soa izestiavana tsy mba mivaly.
Mihazakazaka ary, mihazakazaka aty.
Tsy tafarina mihitsy.
Matsiravina be koa lehity
Matimatin'ny tia kely ialahy!

Dia manao kalalao kalalao
Kilalao kilalao
Kalalao kilalao.

Rehefa tsy hanampy aleo mangina vava
Efa gaiakanay fa tsy hanao be vava.
Fa ny tanjona tsy maintsy ho manja,
Fitapitakareo ialako sao handratra ahy.
Ataotaonay foana le tsy ataotaonareo tonton
Fa raha tsy ataotaonay moa hataon'iza?
Efa hoeeee
Ataotaonay foana le tsy ataotaonareo tonton
Fa raha tsy ataotaonay moa hataon'iza?

Henoy eee,
Ny vady amanjanaka voaloha e!
Ny akama faharoa fa azo soloina e!
Izay tsy afaka atosika telo no misy e.
Mahasoava é!

Ty ô
Ny any ambony no hamaly ahy.
(Mahasoava ry zandry a)
Aza valiana fa 'zaho koa tsy hitaky
Ny any ambony no hamaly ahy.
(Ny ambony no hamaly éééé)
Tyyyy ô
Ny any ambony no hamaly ahy.
Aza valiana fa 'zaho koa tsy hitaky
Ny any ambony no hamaly ahy.

Kotrikotrika atodin-drangahy indray r'ikala
F'ireny vao foy tonga dia vola.
ôiôiôiô, ôiôiôiô!
Raha misy tsy mety dia aleo resahina
Fa raha tsy azo resahana dia aleo tsy hety.
Fa tsy hitan'ty angaha hoe ty tany ty
Tsy mila an'ty raha vao tsisy paquet.
Tsy hoe ny Gasy no tsy mahay
Fa mahantra ara-tsaina no be dia be.

Dieny mbola tsy maty ny jiro!
(Dieny mbola ô!)
Dieny mbola tsy maty ny jiro!
(Dieny mbola ô!)
Dieny mbola tsy maty ny jiro!
Kofokofoka aloha!
Gila ny mason-karena.
Beaucoup, beaucoup, beaucoup, beaucoup.
De je t'aimation!
Injection de confiance!
Fouzenire Injectable.

Mirary vola sy fahasalamana ô!
Ny ambiny vidiana
Lany vola sy fahasalamana ho anao ô!
Ndao hanan-karena ô
Ndao ho any ô!
Andao hanan-karena ô ô!
Ndao ho any ô! Ndao ho any ô!
Andao hanan-karena ô!
Yôyôyôyôyô! yôyô! yô!
Yôyôyôyôyô! yôyô! yô!
C'est encore Sanih le sorcier qui fait la sauce
Mamy ny miaina e,
Raha misy vola
Manangana, manatsara dia mampitombo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Wada & Yoongs
Vangy : 2843
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 26/11/2022 19:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0495