Tsiaro anao (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa hadiva ho hariva ny fara vodilanitra iny
Mitamberina indray ny alahelo sy ny tsiaro anao
Mivadibadika aho mazana anaty torimasoko ao ffrmujk
Mila anao.. Tia tononkira.serasera.org anao... Aiza ianao...
Any ho any ianao izay mba mahatsiaro koa va re
F’izaho tsy very dia, manembona isan’andro anie
Any mantsy ianao fitiavan-tsarobidiko
Tokana tsy atakaloko
Volana iny no antenaiko hamangy ny tananao
Volana iny no jereko fa ao no itarafako anao
Dia tsarovy ry lalaiko f’izaho mivavaka ho anao
Enga anie izaho sy ianao, hihaona indray
Ny toera mamintsika no vangio indraindray
Rehefa injay tsy tanty ny alahelo sy ny tsiahy
Bitsiho malefaka ao hoceary ireo rcuzf teny mamy izay fanao
Fibitsibitsiko tan-tratranao
(musique)
Ny elanelan-tany tsy hanova ilay fitia
Izany havako izany, miandry anao aho , matokia
Tsy izay fitia miserana no hamoizako anao
Mamy loatra ny fitiavanao
(musique .. fin)
Mpihira sy Namorona : VOAHANGY

--------
Link: