NDRETO 'ZAHAY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ndreto izahay Vetson'ny Fanantenana
Mijoro eto, mitory, manambara
K'andeha vontosy ny Filazantsara
Ny firenena MADAGASIKARA

REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana

2) Ka manantena fa hiova ny tantara
Fiaraha-monina ho tsara fiafara
Satria Jehovah 'lay Tompo Ray Tsitoha
Mpanao ny tsara ka manome ny soa

REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana


A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

SVM-Rantsana Fanantenana
FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
--------
Link:
Comments
Sandosantos ( 14/07/2024 13:56)
Hira Fanevanay Vetson'ny Fanantenana amin'ity taona 2024 ity io hira "NDRETO 'ZAHAY" io ary tena ankafizin'ireo mpikambana ato
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Hits : 92
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 14/07/2024 13:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238