Mpandresy (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Efa resin'i Jesôsy avokoa Ny fahavalontsika hatrizay
Na dia efa maty aza Izy
Dia nitsangana velona indray
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
2) Dia torio manerana ny tany
Ary izao fandresena azontsika izao
Ambarao ataovy sesilany
Fa Jesôsy no Mpanjakanao
REF: Fandresena miezinezina
Fahefana tsy hay refesina
Fa ny tiako ho tsapanao dia izao
Velona tokoa ny Tomponao
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
Mifalia ary fa mpandresy
Mihoatran' ny mpandresy
SVM-RF FJKM Bemasoandro Kristy Fiainana
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Février 2026
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 11
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/03/2026 11:06
