MIAVAKA (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Andro miavaka indrindra maneran-tany
Izay voalazan'ireo Mpaminany
Andro manan-danja tsy mba manam-paharoa
Ilay andro izay nahaterahan'i Jesoa
REF:
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny aekxx fatotra
2)Ho anao izay tonga manatrika eto anio
Tsy kisendrasendra akory izao fa tadidio
Andro iray handraisanao ny pscnmtf famonjena
Raha toa ianao manaiky hanao fanekena
REF:
O tononkira.serasera.org avia avia,
mifalia sy gomt mihobia
'Zao no androm-pamonjena
Andro tena volamena
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Izay voalazan'ireo Mpaminany
Andro manan-danja tsy mba manam-paharoa
Ilay andro izay nahaterahan'i Jesoa
REF:
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny aekxx fatotra
2)Ho anao izay tonga manatrika eto anio
Tsy kisendrasendra akory izao fa tadidio
Andro iray handraisanao ny pscnmtf famonjena
Raha toa ianao manaiky hanao fanekena
REF:
O tononkira.serasera.org avia avia,
mifalia sy gomt mihobia
'Zao no androm-pamonjena
Andro tena volamena
O avia avia,
mifalia sy mihobia
F'efa tonga ny Mpanavotra
Tapaka hatreo ny fatotra
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Comments
Sandosantos
(
11/05/2023 12:43)
Mifalia fa mpandresy isika miaraka amin'i Tompo
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 529
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 11/05/2023 12:41
