Ampidiro aloha ny tenimiafina
AO IZY HANOME (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha sendra misy ny adin-tsaina
Mampisento sy mampitaraina
Matetika mitanondrika ianao
Toa tsy hita izay azo atao
Indraindray aza moa dia hjurae tomany
Masiaka ny ankason'ny tany
Mahonena tokoa, mila ho vaky ny loha
Kanefa xlvf aza mamoy fo
REF:
Ao izy hanome, 'lay fitahiana be
Anjara fitia fifaliana
hamafa ihany koa ny alahelom-po
Ho tapaka hatreo ny hakiviana
Tsy misy tambiny npyb io, kanefa tadidio
Fa mila finoana madio
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
2. Raha sendra ka tononkira.serasera.org diso famindra
Solafaka fa tsy voarindra
Dia ireo akaikinao ireo ihany
No velon'akora amin'izany
Dia ho kivy sady keraka foana
Tsy hita izay eo anoloana
Fa feno aizim-be, ny làlana aleha
Kanefa henoy kely ange
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mampisento sy mampitaraina
Matetika mitanondrika ianao
Toa tsy hita izay azo atao
Indraindray aza moa dia hjurae tomany
Masiaka ny ankason'ny tany
Mahonena tokoa, mila ho vaky ny loha
Kanefa xlvf aza mamoy fo
REF:
Ao izy hanome, 'lay fitahiana be
Anjara fitia fifaliana
hamafa ihany koa ny alahelom-po
Ho tapaka hatreo ny hakiviana
Tsy misy tambiny npyb io, kanefa tadidio
Fa mila finoana madio
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
Meteza ary moa handray an'i Jesoa
Amin'ny fanahy sy fo
2. Raha sendra ka tononkira.serasera.org diso famindra
Solafaka fa tsy voarindra
Dia ireo akaikinao ireo ihany
No velon'akora amin'izany
Dia ho kivy sady keraka foana
Tsy hita izay eo anoloana
Fa feno aizim-be, ny làlana aleha
Kanefa henoy kely ange
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Comments
Sandosantos
(
26/04/2023 12:30)
Matetika mitanondrika ianao toa tsy hita izay azo atao...Ao izy hanome 'lay fitahiana be handrava sento tomany...Koa Meteza ary moa handray an'i Jesoa amin'ny fanahy sy fo
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 1207
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 26/04/2023 12:27
