Tsiokatimo (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volagno ’zahoTsiokatimo toa
Minday fasigne
Ditsoka, hono hoe
Fa tsy marivo ranomaso
Volagno ’zaho
Mosavy toa mandratiraty
Voriboriky mosavy
Mosavy sa ankaso
Ambilà hibiagna
Ny varangarana, ny antamiagna
Ambilà hiroso
Ny hazavana, ny hafanana
Ambilà hibiagna
--------
Link: