Midadasika (ft Milanto) (Vahombey)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mnplkg Angolangola, midoladola
Misarisary zoro, mifandamoromoro
Tokikikiky, sangisangy, tsikitsiky
Hantahanta fitia, mahafatifaty, akia

Tolotolo-molotra, mamikely, orokoroka
Na hinaonaona hoe noana babangoana
Ny fanonto yaerbw sy ny tononkira.serasera.org laona
Amandinintsika roa
Fitiavana eram-po

Fitiava-midadasika
Toa torapasika.



Tonony sy feony : fgdwxzso VAHÖMBEY
Nandrindra sy mihira : MILANTO
Antsirabe, 2011.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vahombey
Visites : 1753
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 28/06/2015 13:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1333