Miambina (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lanadanaka tononkira.serasera.org aho, valabalaka
Reraka mila ho ketraka
Malaindaina, te-haka aina
Hiatrehana ra-maraina
Hiato aloha tsy hirotoroto
Hitombina, hampody zoto
Aoka aho,Tompo, aloha haka bahana
Hisento, yixv hanala harerahana
Resin-tory ny ondry
Izaho hamaha totohondry
Sao fesona
Hipi-maso vetivety
Raha azo atao,raha mety
Hazakaza-dava ny ahy, xsbpsbav miarakandro
Mamerin-doha ny volavita isan’andro
Sao diso lalana ka very
Sao sanatria mania,maningan-drery
Miasa aho,Tompo ô, tsy ankiato
Miasa ho anao lava izao
E ity izaho mila cumyxjw hihongo-bolo,
Mitandrina ireo Didy Folo
Reraka mila ho ketraka
Malaindaina, te-haka aina
Hiatrehana ra-maraina
Hiato aloha tsy hirotoroto
Hitombina, hampody zoto
Aoka aho,Tompo, aloha haka bahana
Hisento, yixv hanala harerahana
Resin-tory ny ondry
Izaho hamaha totohondry
Sao fesona
Hipi-maso vetivety
Raha azo atao,raha mety
Hazakaza-dava ny ahy, xsbpsbav miarakandro
Mamerin-doha ny volavita isan’andro
Sao diso lalana ka very
Sao sanatria mania,maningan-drery
Miasa aho,Tompo ô, tsy ankiato
Miasa ho anao lava izao
E ity izaho mila cumyxjw hihongo-bolo,
Mitandrina ireo Didy Folo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 3570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 06:48
