Mbola eto aho (Tsy kivy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vidiko ho anao raha izay glace
Tsy mila voiture ,na moto rehefa mi-deplace
Fitiavantsika tena kyas
Mamakivaky ny ara-be hividy mofo gasy  
Hoetiko mitsangatsangana
tsy maintsy tonga tsika na handady ,na hitsangana
Tsy mila decapotable ,na chien-berger fa tsika roa no miara mi-battre
Telephone portable tsy manankery ,tsika mifandray na tsisy cable
mazoto fôna tsy malaina
na hihinana ampango ,na sosoa,na vary maina
Teléphone tsy ilaina
anaovana selfie fa efa voarakitra ato an-tsaina
Môraly atao ambony
Miaina @fitiavana fa tsy miaina am-vola
Fiainana mirindra
Ny baiboly efa milaza ny fitiavana no lehibe indrindra
Enao aza manahy,
Fiainana tsotsotra ny atsika, nefa ça va
Aza mora kivy
fa tsy isan'andro tsika roa ,no milaoka angivy
Tsy atao maro ny ankizy
Fa raha maro loatra mety hiteraka krizy
Tsika efa zatra mihafy
Tafaradia fôna na misy orana mifafy
Tsika tsy mialo-njafy
Ampandrosointsika na vahiny avy andafy
Dia zah ko tsy haditra
Fiainako raha tsisy anao ,lasa tsisy dikany
Ny toetra fa tsy ny bikany
No itiavako azy
Efa be ny zavabitany
Miaiky hatramin'ny kintana
Hoe raha trondro izy efa ela no voafitana
Zah iany sipany
--------
Link:
Comments
kabuto ( 22/03/2020 10:28)
Nofoheziko mihitsy ny teny sasany fa efa tsy omby intsony ny takelaka nanoratako azy (mbola tohizako amin'ny manaraka ny refrain)
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsy kivy
Hits : 922
Likes : 0 Like
Created by : kabuto
Date : 22/03/2020 17:32
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0977