Zava mahery (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy raha mbola tsy hitako
Misy raha mbola tsy niainako
Satria ny lalàna orudkkeu nandehanako
Tsy mbola nisy toa anao na iray akory
Ento misidina aho fa mafana
Miakatrakatra ny maripana
Ny lasako ekeko hoe ratsy
Fa any aminao any ny hatsarana

Fiainan-dratsy efa hitako
Ram pam pam pam pam efa hitako
Ny adalana efa vitako
Fa aminao aho mila raha soasoa

Mila zava-mahery rhgssw aho, fa tsy zava-mahaory
Vao tsy anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava-mahery aho hoa, fa tsy zava-mahaory
Mila rivotra madio mitsotsoka aho
Mba manala sorisory

Ny eritreritro naloto nisy tasy eh
Vao nolalovanao dia tonga dia voasasa eh
Tsy ny sandry fa ny foko aminao no miasa eh
Ianao milay, milay ah
Ka androany ny hatezerana alaviro ahy
Fa mba mila sentimaka matsiro aho
Avy aminao eh

Fiainan-dratsy efa hitako
Ram pam pam pam pam efa hitako
Ny adalana efa vitako
Fa aminao aho mila raha soasoa

Mila zava-mahery aho, fa tsy zava-mahaory
Vao tsy anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava-mahery aho hoa, fa tsy zava-mahaory
Mila rivotra madio mitsotsoka aho
Mba manala sorisory

Ento misidina aho fa mafana
Miakatrakatra ny maripana
Ny lasako ekeko hoe ratsy
Fa tononkira.serasera.org any aminao any ny hatsarana

Fiainan-dratsy efa hitako
Efa hitako, efa vitako

Mila zava-mahery aho, fa tsy zava-mahaory
Vao tsy jiurda anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava-mahery aho hoa, fa tsy zava-mahaory
Mila rivotra madio mitsotsoka aho
Mba manala sorisory

--------
Link:
Comments
Viji ( 27/07/2026 06:52)
Tsara io hira io
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0432