Reveko (Tsota)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny omaly efa lasa, ny androany tsy omeko anareo
Tsy maintsy miasa, fa ny Mimi no manao "meouh" oh (Zandry eh)
Ianao namisavisa fagl ny handeha, izay nilàna vonjy nandà
Na nisaro-tava anaty finamanana ireo adve
Dia vitanay foana ny combat
Reveko, iny lalako iny eih
Tsara noho ny an'azy matoa haratsiany eih
Reveko, iny lalako iny eih
Avy any ambany dia nananika ny avo
Ary namakivaky ny habakabaka eih
Na milamindamina io na choque, izay mazaka an'izany eih
Fa ilay fikanao makôta, no oento miala lavitra any eih
Minana minana satria nitsemboka
Miara-mifaly amin'ireo havan-tiana
Ny tantara tsy nety asio teboka
Aleoko tsy misy toy gdtxrp izay azo iafiana
Ny tanjona anay anie dia tsy maintsy tratra
Na misy na tsisy ny mpanazatra
Ny any amin'ny fahombiazana ho'aho no mizotra
Iny lalana iny matoa feno ratra be
Ariary, Euro
Ariary, Euro, Dollar jiaby tadiaviko
Ariary, Euro
Ariary, Euro, Dollar jiaby

Na milamindamina io na choque, tononkira.serasera.org izay mazaka an'izany eih
Fa ilay fikanao makôta, kuhjjvn no oento miala lavitra any eih

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsotaHits : 1053
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 25/05/2025 09:51