Marary ( Feat Lain'j ) (Tsota)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itanao fa tia ve iazaho dia ampijalinao toy izao
Fantatrao fa babo tsy afa-miala aminao
Dia nararaotinao ity foko marary eh
Voafitapitaka aho nefa mba natoky anao
Voapetrapetraka aho nefa mba nanantena anao
Fitia to very maina,tsy mba niasanao saina
Tsy nasinao sira akory rehefa mitaraina
Indrisy mantsy eh vodona ny fantsy eh
Marary mila tsy ho tanty eh
Indrisy mantsy eh vodona ny fantsy eh.........
Itanao fa tia ve za dia ampijalinao toy iazao
.....................................................................
Marary eh,marary eh
Atao ahoana moa fa tsisy azo atao
Marary eh,marary eh
Ionona ny foko fa voafitaka aho
Marary eh,marary eh
Atao ahoana moa fa tsisy azo atao
Ka souvenir sisa no itambarako aminao
Ianao no nantenaiko amiratra
Ka nefa kay to zavona namitaka ahy
My love ah tsy nampoiziko eh
Indrisy mantsy eh voadona ny fantsy eh
Marary mila tsy ho tanty eh
Indrisy mantsy eh voadona ny fantsy eh
Fa ny anilana mampitapy ehhhhh
Itanao fa tia ve za dia ampijalianao toy izao
.......................................................................
Ra ny fiarahantsika roa
Ataoko hoe baolina ny titre
Satria toa faute ianao nef tsy tsofon'ny arbitre
Indraindray ianao mametraka
Manaiky aho eka ozy
Indraindray ianao memalaka
Fa tsisy carton rouge
Anao ny safidy iiiiiiii,aminay mangidy iiiiiiii
Anao ny safidy iiiiiiii,soa ihany aho fa mahery
Ka ny ampitso dia efa tsy tadidy iiiiiii
Marary eh,marary eh
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tsota
Hits : 1184
Likes : 0 Like
Created by : don20
Date : 09/11/2020 14:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.272