Tanisa Tanisa (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha vao mirava ny sekoly
dia mifampitaona ny hiala voly
ireto ankizy misodisody
mameno arabe toa samy tsy te hody
Ireo feo mifangaro, toa kalomboron kely
Toa mampandrevirevy samirery
Manembona indray ohgblhsu zced ireo androm pahazazana
Ireo lalao fahiny mahatamana
Tanisatanisan'ny ankizy ao andrefan-trano ao
Ilay takariva diavolana mibaliaka
Ny andro anefa efa ho hariva
Ny ora fodian ity efa madiva
tsy afaka loatra, tsy afa- mitroatra
fa na dia maika aza tsy afa manoatra
ireo wuzqnq hira fandre injao efa manako
Efa miala any ny aponga sy ny lamako
finaritra ery ireto ankizy mandihy
lalao tsy mampody, tononkira.serasera.org satry foana hankafy
dia mifampitaona ny hiala voly
ireto ankizy misodisody
mameno arabe toa samy tsy te hody
Ireo feo mifangaro, toa kalomboron kely
Toa mampandrevirevy samirery
Manembona indray ohgblhsu zced ireo androm pahazazana
Ireo lalao fahiny mahatamana
Tanisatanisan'ny ankizy ao andrefan-trano ao
Ilay takariva diavolana mibaliaka
Ny andro anefa efa ho hariva
Ny ora fodian ity efa madiva
tsy afaka loatra, tsy afa- mitroatra
fa na dia maika aza tsy afa manoatra
ireo wuzqnq hira fandre injao efa manako
Efa miala any ny aponga sy ny lamako
finaritra ery ireto ankizy mandihy
lalao tsy mampody, tononkira.serasera.org satry foana hankafy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 2221
Likes : 0 Like
Created by : ralayzik
Date : 22/10/2018 11:31
