Manomboka eto (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nidoboka ho azy ny fo
Ny anao koa dia toy izany koa
Fa toy ny efa nifanena tsotra zao
Izaho sy wdsoxhpx ianao

Ny masonao mijery ahy
Tsy vaovao fa tononkira.serasera.org toa efa mahazatra ahy
Toa sary efa hitako izany
Tany ho any

Na izaho na ianao
Samy manana ny fomba fanao
Nefa toa moramora ny mifankatia
Ka miantso anao ho Avia!!

Ref Manombok ‘eto ny fo hifankatoa
Dia hifandray ny mczidv tanantsika roa
Aleo ho avy zay mbola hitranga eo
Fa ho raisintsika ho namana
Ho zaraintsika fitiavana avy eo

Rah yosfeb sendra ka diso famindra
Eo no tiako ho lazaina indrindra
Tsy mety raha toa mibaribary
Ny tsiparifary

Indraindray ianao te hiantso fa very
Eto aho fa tsy hamela irery
Antsoy raha sendra mangina
Fa tsy misy tsiny





A&C:  Tovo J’Hay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tovo J'Hay
Hits : 3011
Likes : 0 Like
Created by : ralayzik
Date : 22/02/2017 20:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308