Ho avy any aho (Tovo J'Hay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manahy
Tsy ho ela dia ho avy aho
Andraso kelikely aloha
Toneo ny fo
Aza tononkira.serasera.org asiana ahiahy
Tsy lavitra intsony aho
Aza tomany
Avelao any izany rehetra izany

Ianao irery ihany aloha no ao an-doha
Tsy misy hafa fa ianao tokoa
Ianao irery ihany hatramin’izao no tiako indrindra
Tsy haiko xdqvoedh atakalo tsy haiko afindra

Ho avy any aho hijery anao ka dia tsenao
Ilazao ry Kaky sy i Neny izao dia izao
Aza ela sao dia wqamp ho dify eo indray ny lera
Ka tavela

Tsindrin-daona
May ny hahita
Afoiko avokoa ireo rehetra ireo
Izay tsy vita
Hiteny aminao
Hilaza aminao fitia tsy ho ritra
Ny foko kely izay mitempo anao oviana ho tritra

Ianao irery ihany aloha no ao an-doha
Tsy misy hafa fa ianao tokoa
Ianao irery ihany hatramin’izao no tiako indrindra
Tsy haiko atakalo tsy haiko afindra

Ho avy any aho hijery anao ka dia tsenao
Ilazao ry Kaky sy i Neny izao dia izao
Aza ela sao dia ndaw ho dify eo indray ny lera
Ka tavela

Ho avy any aho...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tovo J'Hay
Hits : 7059
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 28/10/2002 12:01
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0935