Hirao tsotra (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vetivety teo, dia dify sahady ilay fotoana
Dia tsy hitahita akory
Dia hoe mandram-pihaona
Reko midoboka ny fonao avy hneh any
Mipitrapitra kely,
Ny maso te hitomany
Ref : Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Gadona sy angola tsy mety lefy
Hampihaona tononkira.serasera.org indray ilay fo tsy misy fefy
Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Hirahira vita tsinjery
Ka na alina mangina aza dia tsy uzihwddt ho irery
Toa mifandrirotra,
misy feo mifangaro
Hijanona sa handeha,
Baraingo be dia be,
Ny molotrao miteny,
ny masona mijery mahafatifaty
Toa randrana voarary,
voairakitra anaty
Ref : Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Gadona sy angola tsy mety lefy
Hampihaona indray ilay fo tsy rmke misy fefy
Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Hirahira vita tsinjery
Ka na alina mangina aza dia tsy ho irery
A&C : Tovo J’Hay
Dia tsy hitahita akory
Dia hoe mandram-pihaona
Reko midoboka ny fonao avy hneh any
Mipitrapitra kely,
Ny maso te hitomany
Ref : Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Gadona sy angola tsy mety lefy
Hampihaona tononkira.serasera.org indray ilay fo tsy misy fefy
Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Hirahira vita tsinjery
Ka na alina mangina aza dia tsy uzihwddt ho irery
Toa mifandrirotra,
misy feo mifangaro
Hijanona sa handeha,
Baraingo be dia be,
Ny molotrao miteny,
ny masona mijery mahafatifaty
Toa randrana voarary,
voairakitra anaty
Ref : Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Gadona sy angola tsy mety lefy
Hampihaona indray ilay fo tsy rmke misy fefy
Hira tsotra no hirao
Ho ren’izao tontolo izao
Hirahira vita tsinjery
Ka na alina mangina aza dia tsy ho irery
A&C : Tovo J’Hay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 7048
Likes : 0 Like
Created by : ralayzik
Date : 22/02/2017 20:23
