Aiza no misy (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy vbxk anao ry jeso
Fa ny foko mitady anao
Toerana aiza no mba ahitako anao
Ry Jeso misy anao aiza moa

Mahatra aho no mitady anao
Aiza ianao ,ianao ry Jeso
Ny entana dia vjwp mavesatra ery e !
Ry Jeso misy anao aiza moa

Aiza no misy anao ry jeso
Mangetaheta ny foko izao
Toerana aiza no mba ahitako anao
Ry Jeso misy anao aiza jwozv moa

Mpanota aho no mitady anao
Aiza ianao ,ianao ry Jeso
Miasa tsy miato ka tononkira.serasera.org sasatra ery e !
Ry mpanafaka aiza moa ianao (2)

--------
Link:
Comments
razafimanamihajarodin ( 22/04/2016 08:30)
misaotra @ tononkira fa mampahery tokoa
Rakotoharifetrahaja ( 21/01/2023 06:43)
Tiako ity hira ity
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327