Tena sambatra (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ah tena sambatra e, mahasambatra
Fa tsara loatra ny hira fiderana
Ah tena sambatra e, mahasambatra
Fa kanto loatra ny hira fiderana
1. Fa ngolingoly ny fo amam-panahy
Tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
Misinda hatreo ny adin-tsaina fuxm sy ahiahy
O o o o fa tsara ny fiderana Anao
2. Injao fa reko mandona am-poko ao
He tonga indray ny fanantenana vao
Mitraka indray ny ao anaty saika lao
O o o o fa utmawq tsara ny fiderana Anao
3. Fa torotoro ny gglakfl fo amam-panahy
Tsaroana ho maivana ny tononkira.serasera.org ady anatiko ao
Misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
O o o o fa tsara ny fiderana Anao
Fa tsara loatra ny hira fiderana
Ah tena sambatra e, mahasambatra
Fa kanto loatra ny hira fiderana
1. Fa ngolingoly ny fo amam-panahy
Tsaroana ho maivana ny ady anatiko ao
Misinda hatreo ny adin-tsaina fuxm sy ahiahy
O o o o fa tsara ny fiderana Anao
2. Injao fa reko mandona am-poko ao
He tonga indray ny fanantenana vao
Mitraka indray ny ao anaty saika lao
O o o o fa utmawq tsara ny fiderana Anao
3. Fa torotoro ny gglakfl fo amam-panahy
Tsaroana ho maivana ny tononkira.serasera.org ady anatiko ao
Misinda hatreo ny adin-tsaina sy ahiahy
O o o o fa tsara ny fiderana Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika Ny Hasim-pideranaHits : 2596
Likes : 0 Like
Created by : heryfitiavana
Date : 07/05/2018 09:32
