Tsy ho irery intsony aho (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miangavy avia jereo Jesosy o
Zany ranomasoko
Tsy mitsahatra manakotsako ny tavako
Fa ady ny ahy isan'andro
Ny onjam-piainana toa mandavo ahy
Tena resy aho Jesosy o
Ka mila anao
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro ianao Jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay ...
Meteza re ianao Jesosy o
Mba handray ny tanako
Ka hifikitra aminao aho
N'inona hanjo
Fa manaloka ahy isan'andro
Ilay satana mpandrebireby ahy
Mila ny fiarovanao aho anatiko ao
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro ianao Jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay ...
BRIDGE
Miravoa mifalia tsy irery ianao
Fa izy momba anao mahatokia
Sanatria raha i Kristy aukxatpx no handao
Fa hiaro anao ka hitsilo ny dia
Ny fiainanao anie efa fantany
Atsotray ny tananao ho tantanany
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro tononkira.serasera.org ianao jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho wawyrg irery intsony aho mandrakizay yynjblmj ...
Zany ranomasoko
Tsy mitsahatra manakotsako ny tavako
Fa ady ny ahy isan'andro
Ny onjam-piainana toa mandavo ahy
Tena resy aho Jesosy o
Ka mila anao
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro ianao Jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay ...
Meteza re ianao Jesosy o
Mba handray ny tanako
Ka hifikitra aminao aho
N'inona hanjo
Fa manaloka ahy isan'andro
Ilay satana mpandrebireby ahy
Mila ny fiarovanao aho anatiko ao
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro ianao Jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay ...
BRIDGE
Miravoa mifalia tsy irery ianao
Fa izy momba anao mahatokia
Sanatria raha i Kristy aukxatpx no handao
Fa hiaro anao ka hitsilo ny dia
Ny fiainanao anie efa fantany
Atsotray ny tananao ho tantanany
REFRAIN
Irery aho kamboty
Raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky
Raha tsy ny anaranao
Fantatro tononkira.serasera.org ianao jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho wawyrg irery intsony aho mandrakizay yynjblmj ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 4023
Likes : 0 Like
Created by : Narlysh
Date : 27/01/2023 14:05
