Sokafy ny masoko (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity kapoakako mangidy ity
Mamatotra ny fiainako
Mandrovi-damba aho toa uroikuap kivy
Menatra anao Mpamonjiko
Nefa iverina hitanjaka eo imasonao ve?
Handimby ilay tao Edena fahizay
Hanontany tena indray hoe aiza izao no aleha
Hijaly an'eritreritra hangaiahy
Zay vao vaky tady hamonjy ilay fodiana
Ndeha izaha fanalahidy vaovao
Maika koa hitokan'efitra mangina
Ka hoe hitalaho: ny heloko avelao

Fiverenana:
Ry fanahin'ny Ray ambony mba midina
Hampahiratra ity masoko ity
Fa jambena ny ota feno haratsiana
Miangavy vrqaka anao aho , sokafy hahafantatra anao

Ireo fahazarana fanao taloha
Re,indro atsahatro avokoa
Ka 'lay fanahinao mintsy no
Voalohan-daharana mba ho ampingako
'Lay fanahy ho ampinga  tononkira.serasera.org izay ho an'ireo mpanaradia
Tsy kivy izy ireo ka tsy hania
Ho fitaratr'ireo jentilisa mbola maro
Izay tena hirariana koa hifoha (hifoha)
Faniriana sy hetahetan 'izy tompo
Ny hahatonga antsika ho tena zanany
Ho fanahy iray mitempo umnymca ato am-poko
Sy ao am-ponao hifankatia ho doria

Fiverenana : Ry fanahin'ny Ray ambony mba midina ...

A/C : SDN

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Masina Itaosy
Hits : 715
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301