Miomana re! (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia ho variana foana ve ?
Na minia ho tsy mandre ?
Sondriana etý, izany dia
Toa manjeny ny andro lava
Mbola ho reraka ihany
Raha ny fiainana eto an-tany
Tsy ho lovanao
Mandrakizay
Ka izao no ndeha hatao :
Miomàna re !
F’efa akaiky Izy
Miomàna re!
Miantso anao Kristy
Aza mandà fa sao hanenenanao
Jesosy Tompo no ho avy hitsar'anao

Na mahantra ianao na ory
Tsisy avahany tsy akory
Zanany ianao, tiany tokoa
Tena tiany, tsy mba tò fo
Avelao 'zay mety ho ratsy
F’indro raiso ataonao vatsy
Vatsim-panahy Tenin’ny Ray
Ny fonao no aoka handray
Miomàna re !
F’efa akaiky Izy
Miomàna re!
Miantso anao Kristy
Aza mandà fa sao hanenenanao
Jesosy Tompo no ho avy hitsar'anao

A/C : SDN
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Masina Itaosy
Hits : 424
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743