Faniriany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Efa impiry izay no nandrenesanao,Ilay feony toa mitalaoDia mbola andraso lava ve hasetry 'zao fihangavian'i Tompo anao
Ny fahotana anie matsiro fona,fa ny hampitso hijinja tadio
Raha hiala ianao dia izao no fotoana,miandry Jesosy anio
Ref: Fa mahatsara anao(mahatsara anao),ny manaiky ho sasany handray fo vaovao
Dia soratany ao(ho soratany ao)tsara ny anaranao
Andriamanitra(Andriamanitra)no miantso anao mba ho tantanany
Mba faniriany ny ho anilanao,hiantso anao hoe zanany malalany
2-Fantatro fa misalasala ianao,raha mahita ny adinay 'zao
Ka nefa ataovy antsaina fa fiainam-baovao,fiainan-danitra no ao
Endrikendrehina soparana eee!,nefa izahay tsy mba mila miteny
Izy Jehovah no miady ho anao,miaro mandrakizay
Ref: Fa mahasambatra(mahasambatra),ny mitoetra eo anilany miharitra
Any an-danitra(any an-danitra),hioty ny vokatra
Fa ny vavaka(fa ny vavaka),io no hapinga hoenty miady fa aza manahy.
Ny faniriany anie ho any avokoa,izaho sy ianao raha mety ankatoa,ka hiova fo
Mba faniriany ny eo anilanao,hiantso anao hoe zanany malalany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 29
Likes : 1 Like
Created by : Narykely
Date : 18/04/2026 11:33
