Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anjarako, anjaranao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifaliako, ny fahasambarako
Dia ny eo Aminao (Jesosy)
Tsaroako avokoa ny diso teo aloha
Koa mba avelao (avelao)
Ianao no Aroko sady Andry iankinako
'Lay tononkira.serasera.org tena foto-tsoa, tsy manam-paharoa
Ny amiko izao no 'ndeha atolotro
Indro omeko Anao (Jesosy)
Ka ny fanahiko, ny saiko ny foko
Raiso hanjakao (hanjakao)
Ny vavako hitory ny Teny Masinao
Ny tanako hanao ny Asa Tsaranao
Fiverenana :
Anjarako sy anjaranao ry Mpino no mankatoa
Izay dhhvpzj rehetra voalazan'ny Mpamonjy Tsitoha
Koa mahereza hatrany
Ny eto an-tany anie, mahavery raha diso fandeha
'Zao hita yato rehetra izao dia toa mambabo fo
Zava-poana ihany (mety lò)
Raha hifikiranao fa voninkazo soa
Mbola halazo ihany (mety lò)
Safidim-po madio no omeny anao anio
F'izao no tbpqv tadidio, Jesosy no torio
Fiverenana : Anjarako sy anjaranao ry Mpino no mankatoa ... (×2)
A/C : SDN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1492
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:04