Aza matahotra (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
Aza mierikerika foana f'Izaho no Andriamanitrao
Mampahery anao, nzromnzs mamonjy anao Aho
Mitantana anao, mitantana anao Aho
Ref: Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao
No mitantana aqqotrwr ny tananao
Fa Izaho Jehovah manao aminao hoe:
Aza matahotra f'Izaho no hamonjy anao
Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
Aza mierikerika foana f'Izaho no Andriamanitrao
Mampahery anao, mamonjy anao Aho
Mitantana anao, mitantana anao Aho
Ref: Fa Izaho vhwbrnq Jehovah Andriamanitrao
No mitantana ny tananao
Fa Izaho Jehovah manao aminao hoe:
Aza matahotra f'Izaho no hamonjy anao
N'inona n'inona mandalo amin'ny fiainanao dia izao
Aza matahotra fa Jeso no momba anao
Tebiteby, fanahiana izany apetrao
Tsy namantsika izany fa ny antsika no hirao
" Jehovah Ray Elshadai tianay
Ianao irery no maharitra tononkira.serasera.org mandrakizay
Andriamanitra, Tompon'ny lanitra
Miteny amintsika hoe: Aza matahotra "
Aza matahotra ianao fa momba anao Aho
A/C: Isaia RABEARINTSOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora in FaithHits : 3396
Likes : 0 Like
Created by : Infaith
Date : 19/01/2017 06:45