VAVAKA ASANDRATRAY (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-O! mba henoy ry Tompo o!
Ny vavakay asandratray
Fa efa trotraka sy laho
Ka dia mila anao ry Ray
Ny firenena Tompo o! jereo
Fa mihasimba be tokoa
tononkira.serasera.org Feno haratsiana mila hankaleo
Toa tsy mampandry saina koa
Ireo mpitondra toa lany andro
Mifanenjika etsy sy eroa
Ireo vahoaka no mizaka fahoriana
Mavesatra tokoa (Tompo o!)
ref: Ka ho fbzzppz aiza moa izao no aleha raha tsy ao ao aminao
No itondranay ny entanay zay mavesatra
ncouxobz Tompo o! ianao no antenainay hanamaivana
Hitondra hery sy fanavotana ho anay
2-O! mba valio ry Tompo o!
Ny fangatahanay anio
Ka mba vonjeo ireo mahantra
Difotry ny fahoriana
Olon’izao tahaka anay
Fako no hany fihinany
Tsy manan-trano handriana
Fa an-dalan’eny no mikodia
Ny zazavavy mivarilavo
Mivarotena ny alina
Ny zazalahy manimba tena
Amin’ny fidoroana fymq sy fisotroana (Tompo o!)
Ny vavakay asandratray
Fa efa trotraka sy laho
Ka dia mila anao ry Ray
Ny firenena Tompo o! jereo
Fa mihasimba be tokoa
tononkira.serasera.org Feno haratsiana mila hankaleo
Toa tsy mampandry saina koa
Ireo mpitondra toa lany andro
Mifanenjika etsy sy eroa
Ireo vahoaka no mizaka fahoriana
Mavesatra tokoa (Tompo o!)
ref: Ka ho fbzzppz aiza moa izao no aleha raha tsy ao ao aminao
No itondranay ny entanay zay mavesatra
ncouxobz Tompo o! ianao no antenainay hanamaivana
Hitondra hery sy fanavotana ho anay
2-O! mba valio ry Tompo o!
Ny fangatahanay anio
Ka mba vonjeo ireo mahantra
Difotry ny fahoriana
Olon’izao tahaka anay
Fako no hany fihinany
Tsy manan-trano handriana
Fa an-dalan’eny no mikodia
Ny zazavavy mivarilavo
Mivarotena ny alina
Ny zazalahy manimba tena
Amin’ny fidoroana fymq sy fisotroana (Tompo o!)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 2539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanomezantsoa
Daty : 26/09/2007 12:26
