Ekeo (Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)- Namako ô! nahoana no hitanondrika,
raha miatrika ady manafiotra ianao?
tsy tsaroanao angaha fa nisy izay niaritra,
nandatsaka ny Ainy ho avotrao!!
Tsy misy momba anao izay bfgodlyz tsy hitany,
ny fiaretanao eo anatrehany,
tsy hoe mitazam-potsiny Izy sanatria,
fa tiany zahan-toetra mihitsy ianao
réf: iskcxpe Ekeo ho fanamboarana anao izay miseho,
fa Izy mahay manokatra ny lalanao!
ankasitrao tononkira.serasera.org ny anio na dia hoe "toreo",
fa mari-pitiavany izao.
2)- halaviro ny famoizam-po ka mijoroa!
Matokia fa Jeso momba anao;
Mahereza, aza kivy wrppo , hatrakao ny loha,
f'hataony ho mpandresy foana ianao!!
io olana mambabo mampisento io,
tsy ho hitanao intsony fa handao tokoa,
Koa mahereza, miorena mafy ianao,
antenao tsara Ilay Mpamonjy soa
A/C : eddy Ramaroson (ta.fa 2019)
raha miatrika ady manafiotra ianao?
tsy tsaroanao angaha fa nisy izay niaritra,
nandatsaka ny Ainy ho avotrao!!
Tsy misy momba anao izay bfgodlyz tsy hitany,
ny fiaretanao eo anatrehany,
tsy hoe mitazam-potsiny Izy sanatria,
fa tiany zahan-toetra mihitsy ianao
réf: iskcxpe Ekeo ho fanamboarana anao izay miseho,
fa Izy mahay manokatra ny lalanao!
ankasitrao tononkira.serasera.org ny anio na dia hoe "toreo",
fa mari-pitiavany izao.
2)- halaviro ny famoizam-po ka mijoroa!
Matokia fa Jeso momba anao;
Mahereza, aza kivy wrppo , hatrakao ny loha,
f'hataony ho mpandresy foana ianao!!
io olana mambabo mampisento io,
tsy ho hitanao intsony fa handao tokoa,
Koa mahereza, miorena mafy ianao,
antenao tsara Ilay Mpamonjy soa
A/C : eddy Ramaroson (ta.fa 2019)
--------
Link:
Comments
R.E.F
(
10/09/2019 21:18)
natao indrindra hampaherezana ireo izay miatrika ady! mahereza fa Jeso tia anao!!
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tafiky ny famonjena Ambatolampy (TA.FA)Hits : 797
Likes : 0 Like
Created by : R.E.F
Date : 11/09/2019 10:53
