Isaorako Anao (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
Famonjena tvrxybok lehibe
Ireo fifaliana (NOMENAO)
Ireo fitahiana (NOMENAO)
Ireo famindranao fo (NOMENAO)
Sy ireo zava-tsoa (NOMENAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rucebpfe rehetr’izao
Isaorako anao nanome
Famonjena lehibe
Na amin’ny ady sarotra (EO IANAO)
Miadana finaritra (EO IANAO)
N’aiza n’aiza misy ahy (EO IANAO)
Tsy tononkira.serasera.org mba mahasarak’ahy (EO IANAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
N’inona n’inona miseho (IANAO)
Mampitony ny toreo (IANAO)
Manoro ny marina (IANAO)
Manitsy manarina (IANAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
rejcnm
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
Famonjena tvrxybok lehibe
Ireo fifaliana (NOMENAO)
Ireo fitahiana (NOMENAO)
Ireo famindranao fo (NOMENAO)
Sy ireo zava-tsoa (NOMENAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rucebpfe rehetr’izao
Isaorako anao nanome
Famonjena lehibe
Na amin’ny ady sarotra (EO IANAO)
Miadana finaritra (EO IANAO)
N’aiza n’aiza misy ahy (EO IANAO)
Tsy tononkira.serasera.org mba mahasarak’ahy (EO IANAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
N’inona n’inona miseho (IANAO)
Mampitony ny toreo (IANAO)
Manoro ny marina (IANAO)
Manitsy manarina (IANAO)
Isaorako Anao
Dera sy laza anie no ho anao
Mpamorona izao rehetr’izao
Isaorako anao nanome
rejcnm
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 1011
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 14/07/2023 13:04
