Ry tomponay (SLK Vonona:METM betifaga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Rainay maminay ô,midera anao izahay
   Ry Jesosy zokinay,indreto izahay
   Fa vonona ,hanompo anao
   Hiantra ny anaranao
   Ho tena zanakao tokoa,
   Ry tomponay tsitoha

          Ref:Ry tomponay,zokinay
                 Malalanay,mandrakizay
                 Ho asandratray fa mpamindra fo
                 Sy tinay tokoa,
   Ka anio aho,dia hidera anao( ry rainay ô)
Ny ampitsoko,dia afoiko anao tompo
Fa ny amiko rehetra manontolo dia omeko
Anao daholo
       2_raha hiakavanana aho ry tompo
          Dia ianao no antsoiko
          Raha andeha hiakavia aho
          Dia hitady anao kristy
Fa n'aiza n'aiza alehako,na inon'inona atrehako
Dia ianao,ianao foana aho n'inon'inona fotoana
     Ref:*2
A/C : Binjo
  
--------
Link:
Comments
Parao ( 15/01/2024 15:32)
Raha mbola tsy akatoaviny mpandindra ve azafady dia manitsy sa ahoana ny ataoo
hery ( 17/01/2024 16:42)
Azonao ahitsy na dia mbola tsy nankatoavina aza. Ilay nampiditra azy 'no afaka manitsy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Vonona:METM betifaga
Hits : 200
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 15/01/2024 15:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0909