mandondona aminao (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-mandondona aminaoIlay jesosy androany
Miantso mitady anao
Ry olombelona an-tany
Mitady ny zanany
Sy ireo ondry izay nania
Mba raiso fa miandry anao
Ilay jesô kristy,
# ianao izay mijaly marary
Milofo amin'ny fiainana miady
Aza kivy na ketraka izany
Fa tsy ho very izay,rehetra mino azy
Fa hiavaka tokoa anie,ny manompo an'andriamanitsika
Ho lavitry ny afobe,fa andov'ilay paradisa
Fiv:miantso anao ilay Andriamanitra
Miverena mibebaha
Mandondona am-ponao raiso ka anjakao
Aoreno ny fanahy
2-miomana fa ho avy izy
Amin'ny ora tsy ampoizina
Haka ny mpanompony
Mo an'isany ve ianao
Mbola tsy tara fa mihazakazaha
Mandehana,mibebaha
Miverena fa aza variana
Sao anenenanao,any aoriana
#ianao zay mijaly marary
Milofo amin'ny fiainana miady
Aza kivy na ketraka izany
Fa tsy ho very izay rehetra mino azy
Fa hiavaka tokoa anie,ny manompo an'andriamanitsika
Ho lavitry ny afobe,fa andova ilay paradisa
Fiv::
A/c:binjo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 239
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 22/01/2024 15:00