Andriamanitro ô (SLK Vonona:METM betifaga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitro ô(bass)Andriamanitro ô,ny fitiavanao mahery
Ny olombelona a(bass)
Ny olombelona,mpanota saika very
Mbola maro anie(bass)
Mbola maro anie,ireo milaza fa hoe mpanomponao
Fialonana,,no mahatong'izany
Fiv:fa mikiry isan'andro(ampisaharaka)bass
Ampisaraka ity fiangonanay(kampao)bass
Kampao ireo(njinjao)bass
Njinjao ireo,,,fa tsy mendrika ho anao
Andriamanitro ôô,aza ela re midina ianao
2-ny firaisana(bass)
Ny firaisana no mba tarigetranay
Ampikambana(bass)
Ampikambana ty fiangonanay
Mba ho tonga(bass)
Mba ho tonga ho zanakao zahay
Andriamanitrô ô,aza ela re
Midina ianao
Fiv:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK Vonona:METM betifagaHits : 238
Likes : 0 Like
Created by : Parao
Date : 16/01/2024 11:13