Ampidiro aloha ny tenimiafina
Samoann - efa niteraka (Samoann)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza oa no misy sipa efa niteraka ho alaiko vady a

fa ireny mantsy e, tsy mba mampirafy
satria efa voadona mafy
fa ireny mantsy lehitia, manaja tokantrano
satria efa nidiran'angano (ka aiza)

Fa raha sipa kely mbola tsy niteraka lehitia
sao dia manitsakitsaka
fa raha sipa kely mbola tsy mananjanaka lehitia
sao dia mandany lmdre vola (ka aiza)

Aiza oa no qcoafkw misy sipa efa niteraka ho alaiko vady a
Fa ireny mantsy e, mahazaka izay revy miainga rehetra rehetra eo
fa pkgxyrzi ireny mantsy e, sipa mafy ady, ka zarany aza misy maka vady (ka aiza) tononkira.serasera.org

--------
Lien: