Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy misy azo antenaina (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fiainana an-tany no ndeha ho lazaina
Toa sarotra ihany tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Sedraina avokoa reo olana maro
Toa sarotra vahana toa mila tana-maro
Izany re tsy hilaozam-pahoriana koa
2-Ny fiainana an-tany no ndeha ho lazaina
Toa sarotra ihany tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Ny zava-miseho tsy maintsy sedraina
Na mafy io na mora mihatra aman’aina
Izany re tsy hilaozam-pihafiana koa
REF :
Toa nfsz mila tsy ho zaka zakaina,
Mampitomany mampiferon’aina
Fiainana ve? Tsy maintsy sedraina raha toa ianao
Ka mbola te ho velon’aina ,
Mitrakà,dia mitsangana miasà
Raha Jesoa no hitantana xnuddlfm anao
Amin’ny zay ezaka ataonao
Dia aza kivy ianao na be taraina,ny ezaka atao
Dia tsy mba very maina.
Matokia ny Tompo tsy handao anao
tononkira.serasera.org dwpthx A . Hery Razanakoto
Toa sarotra ihany tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Sedraina avokoa reo olana maro
Toa sarotra vahana toa mila tana-maro
Izany re tsy hilaozam-pahoriana koa
2-Ny fiainana an-tany no ndeha ho lazaina
Toa sarotra ihany tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Ny zava-miseho tsy maintsy sedraina
Na mafy io na mora mihatra aman’aina
Izany re tsy hilaozam-pihafiana koa
REF :
Toa nfsz mila tsy ho zaka zakaina,
Mampitomany mampiferon’aina
Fiainana ve? Tsy maintsy sedraina raha toa ianao
Ka mbola te ho velon’aina ,
Mitrakà,dia mitsangana miasà
Raha Jesoa no hitantana xnuddlfm anao
Amin’ny zay ezaka ataonao
Dia aza kivy ianao na be taraina,ny ezaka atao
Dia tsy mba very maina.
Matokia ny Tompo tsy handao anao
tononkira.serasera.org dwpthx A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 393
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:32
