Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy diso safidy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tena tsy diso safidy aho raha toa nifidy Anao
Mba hitantanao tokoa zany fiainanay
Ianao no ‘lay Andriamanitra,tompon’ny tany sy lanitra
Ka noanolotra anay ilay zanakao lahy tokana
Mba hisolo voina sy hanadio anay tokoa
Izy nanaiky indray hisolo ny helokay
Mba hahatonga anay tokoa ry Ray
Ho isan’ireo zanakao handray ,
Handova ilay hssjjazv fiainana mandrakitray
2-Tena tsy diso safidy aho raha toa nifidy Anao
Mba hitarainanay indray reo olanay ety
Ianao no ‘lay Andriamanitra,miantso anay mba hanantona
Ireo zay manana olana sy ireo zay mavesatr’entana
Fa Ianao tokoa Jesoa no tena hanome anay
‘reo vaha olana tsara sy mahasoa tokoa
Mba hahatonga anay tokoa Jesoa,ho isan’ireo voasoratra
Handova ilay fiainana mandrakizay
REF:Nijaly anie ny Tompo , niaritra ara-nofo
Niaritra ireo kapoka tena mahamay
Nandatsaka ny tononkira.serasera.org ràny ,nisolo voina hatrany
Ho marika tokoa ilay fitiavana anao
Tsy misy manam-pitiavana lehibe tokoa noho izao
Hanolotra ny ainy mba hamonjena anao
cllp A . Hery Razanakoto (17 Mars 2022) gmplsnz

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 390
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:24