Ampidiro aloha ny tenimiafina
tena hanandrampeo (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIRA FANEVA FAHA 30 TAONAN’NY SAMI FJKM ITAOSY1-Nomenao ahy Ray ô! Zany atao hoe saina
Ka hiezaka hanompo tsy halaina
Natolotrao koa izany atao hoe feo
Ka hitory Anao an-kira tsy hitoreo
2-Nomenao ahy Ray ô! Ny andro sy fotoana
Ka hiezaka hanao ny fanompoana
Natolotrao koa zany atao hoe saina
Hampandroso ny asanao raha mbola miaina
REF:
Hihira ho an’i Jehovah
Hankalaza Azy raha mbola miaina koa
Tena hanandram-peo mba hihira ho Anao
Tsy ho reraka aho satria tiako Ianao
( Sal 104 : 33)
A . Hery Razanakoto
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 141
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:17
