raha mray amiko (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho no voaloboka
Ary ny Ray no mpanamboatra
Ny sampany tsy mamoa
Dia esorina ka ho dorana
Fa ny sampana mamoa hamboarina
Hamoha be dia be
Raha miray amiko ianareo
Ka mitoetra ao anatinareo ny teniko
Dia hangataho izay nuign tianareo na inona na inona
Fa ho tonga amiareo tokoa anie izany
                                    envgyfc       (Jao 15 : 1)
                ohdfodt              tononkira.serasera.org              A . Hery Razanakoto  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 262
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 04/03/2025 07:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1353