lay jesoa fihantako (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Jesoa ô ! Ry zoky malala tsy foiko
Ianao no ihantako raha misy manjo
Meteza ê ! Hihaino raha misy manjo
Jesoa ô ! Valio ny qsaqns vavako
2-Jesoa ô ! Ry Tompo Mpamonjy Mpiahy
Ianao ysy maméla ho irery tokoa
‘lay miezaka hatrany ny ho akaikinao foana
Raha sendra ‘reo fitsapana ety
REF:
Fa ny mbqici fiainanay ety mantsy misy ry Ray
‘zany ady tsy mba mora fa dia mahamay
Raha ny herinay kely ‘zay resy sahady
Ka indro ‘zao miantsoa Anao
              tononkira.serasera.org                              bnmp   A . Edson Josoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 293
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334