ianao no tokiko (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy manana atolotra homena anao ry Jesoa
No marika fa anio tokoa no nahaterahanao
Fa ity ny tenako no atolotro anao
Ka hitory Anao hatrany amp-arany any
Zany no safidiko eto an-tany

2-Ambarako anao tokoa fa vonona aho ry Jesoa
Hianatra ny teninao ho hery ho entinay
Handresena ny devoly mitady hamitaka ahy
Hampandresy Aanao no tanjona kendrena
Ka hijoro hatrany no tanjona kendrena

REF:
Ka na sarotra na mora ny olana sy reo fakam-panahy
Vonona ny hijoro hatrany ho mpandresy
Hatrany an-danitra any ka na inona manjo
Vonona ny hankato ka na inona manjo
Ianao o tokiko
                              
                               R. Andrianarivelo              
                               A . Hery Razanakoto  
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0185