hihira fiderana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia ! Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
‘lay andriamanitra.Ray tokana tompoina,hivavahana sy inoana
Nahary izao tontolo izao Izy ,dia ny tany sy ny lanitra
Nanome ilay zanany lahy tokona mba hisolo ny helokao

2-Haleloia ! He mamy sady mendrika ny fiderana Azy
Ka ny talenta iza hanananay ry Ray,entinay hiderana Aano
Ny feonay hasandratray ry Ray ary koa ny sinay mba ho iray
Zo ampamitàna ny adidinay dia ny fiderananao

3-haleloia ! Fa tsara ny mihira ho an’Andriamanitsika
Fa ahitana fifaliana marobe eo amin’ny fiainanay
Hitaonanay hanao ny marina mba ho mendrika ny Anaranao
Ka hijoro ho tena miaramolanao mba hitory an-kira re.

REF:
Hihira fideràna ho an’Andriamanitra
Mba hampiely faingana ny teniny
‘lay teny soa fiainana sy sakafon’ny fanahy
Mba hahatapakevitra ireo mbola tsy sahy
Hihira fiderana ho an’Andriamanitra mpiahy.
Haleloia haleloia.
                                           A . Hery Razanakoto  
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0196