efa nofidiako (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanompoko ianao,
Mpanompoko ianao,
Efa nofidiako ka tsy mba nariako
Aza matahotra ianao
Fa homba yphdcdl anao Aho
Aza mierikerika foana
Fa Izaho no Andriamanirao
Mampahery anao Aho
Sady mamonjy anao
Mitantana amin’ny
Tana-kavanan’ny fahamarinako Aho
Indro menatra izay rehetra
Tezitra aminao
Tsinotsinona ary levona
Izay miady aminao
A . Hery Razanakoto
tononkira.serasera.org sfxga blpdya ( Novambra2018)
Mpanompoko ianao,
Efa nofidiako ka tsy mba nariako
Aza matahotra ianao
Fa homba yphdcdl anao Aho
Aza mierikerika foana
Fa Izaho no Andriamanirao
Mampahery anao Aho
Sady mamonjy anao
Mitantana amin’ny
Tana-kavanan’ny fahamarinako Aho
Indro menatra izay rehetra
Tezitra aminao
Tsinotsinona ary levona
Izay miady aminao
A . Hery Razanakoto
tononkira.serasera.org sfxga blpdya ( Novambra2018)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 315
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:25
