dera aman-daza (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dera dera aman-daza,
no atolotray ho Anao ry Ray
Fihirana fiderana no
asandratray  mandrakizay
Fa lehibe ny fahasoavana
sy ny voninahitrao
Nasehonao taminay
noho ny asa vitanao
2-Tsanta ,tsanta sy hoby
no asandratray ho Anao ry Ray
Ka hiventy ny hosana ,
hidera anao mandrakizay
Fa lehibe ny fitiavanao sy ny fitantananao
Nasehonao taminay fa mahery Ianao ry Ray
REF:
Efa maro Tompo ô!
Ireo fitsapana efa nosedraina hatramin’izay
Mila handavo sy hamotraka hampilofika anay
Nefa Ianao nandatsan-drà,
mba hisolo voina  ho anay
Nitondra famonjena  nanao sorona ho anay
                               A . Hery Razanakoto

                                    
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 192
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873