Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza matahotra (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- ''Raha osit misy roa na telo izay mivory Amin'ny Anarako''! Tsarovy eh
Jesoa eo afovoany lalandava ka sahia ianao mitory e!
Ho sarotra sy ho mafy ny ady izay tsy maintsy atao ka maherez'e!
Fa hoy Jesoa hoe:
REFRAIN:
Aza matahotra, aza tononkira.serasera.org mangovitra, aza mba ketraka ianareo
Ny alon-drano tsy maintsy hanonja, ny loza maro tsy maintsy hiseho
Fa eo indrindra Jesoa qutou ho tonga, Aza matahotra ianareo
2- Raha toa ny rivo-doza sy orambaratra miseho mivatravatra
Ka tonga ao an-tokantranonao ny tolona tsy omby tratra
Jesoa efa niteny hoe mangina e! Mangina mitsahara
Dia aza kivy Ehh!!
REFRAIN:
Aza matahotra, aza mangovitra, aza mba ketraka ianareo
......
3-Raha mbola velon'aina ka omen'i Jesoa Tompo tombon'andro
Ny feoko dia asandratro hankalaza ny Anarany isan'andro
Ventsoiko ao am-bavako na mafy ny hazakazako satria e!!
Jesoa niteny hoe:

ovais ......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeHits : 1684
Likes : 1 Like
Created by : niainarahadra
Date : 31/01/2018 17:24